| Entry | 1 fontsiña |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 ravinala: Rano ampontsiña, ka madio manañ'olitra (rano an-dravinala (anatiny) ka madio ihany fa misy olitra) [Tanala]
[1.78] 4 Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [1.1] |
| Vocabulary | 5 Botany: palm |
| Other spellings | 6 fontsy |
| Anagrams | 7 fantsony, 8 fintsano, 9 fontsiña |
| Updated on 2025/09/12 |
|