Entry fompotra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan' arintany avy amin' ny zavamaniry nilevina an-taonany maro tao anaty tany ka nanarina nanjary mainty ary mora mirehitra; ataon' ny olona fandoroana biriky ny fompotra [Rajemisa 1985]
   zavamaniry amin'ny tany mando, miangona dia lo ka azo atao fandrehitra [SLP: Voambolana]
English translation   a kind of peat. [Richardson 1885]
French translation   tourbe [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Entry fompotra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Lany indray mifaoka, tapitra, majifa indray mihelatra [Rajemisa 1985]
English translation   deprived, bereft, extirpated, ended. See fongana, fongotra. [Richardson 1885]
Derivations  

Updated on 2011/04/02