| Entry | 1 afompotra |
| Root | 2 fompotra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny lova navelandrainy sy reniny [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be expended, to be made to come to an end, to be exhausted. [1.2] |
| Explanations in French |
6 à rafler, qu'on dépense d'un coup: Nafompotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé rapidement sa fortune) [1.3] |
| Morphology |
|
| Analogs | 11 fongotra |
| Updated on 2025/09/12 |
|