| Entry | 1 fohy maso |
| Elementary words | 2 fohy, 3 maso |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny masony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky
[1.38] |
| Explanations in English |
6 near-sighted
[1.7] |
| Explanations in French |
7 myope
[1.8] |
| Vocabulary | 8 Health |
| Synonyms | 9 fohy fijery |
| Updated on 2025/09/12 |
|