Entry fofombadiko (fofo, vady, -ko)
Part of speech   noun fofombady and pronoun
English translation   my fiancee [3.1]
French translation   ma fiancée [3.1]
Examples  
1Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an' i Bola fofombadiko, hoy izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 39]
2Mendrika ilay fofombadiko any Antananarivo aho. [Rajaonarivelo: Bina, page 55]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/07/07