| Entry | 1 fivondronam-pokontany |
| Elementary words | 2 fivondrona, 3 foko, 4 tany |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] |
| Examples |
7 Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany.
[2.114#]
|
| Synonyms | 8 fivondronana |
| Updated on 2025/10/11 |
|