|
|
|
|

Entry (1/2)1  fivondronana
Root  2 vondrona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io [1.1]
Explanations in French  5 groupement [1.5#339]
Examples  6  Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! [2.503#51]

Entry (2/2)7  fivondronana
Root  8 vondrona
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Explanations in French  11 unité administrative équivalente à la préfecture [1.5#339]
Examples  12  Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana. [2.445#10]
Vocabulary  13  Politique
Synonyms  14 fivondronam-pokontany

Updated on 2025/09/12