|
|
|
|

Entry1  fivondronam-pokontany
Elementary words  2 fivondrona, 3 foko, 4 tany
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
Examples  7  Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany. [2.114#]
Synonyms  8 fivondronana

Updated on 2025/10/11