Entry fitsara-mizana (tsara, mizana)
Part of speech expression
Malagasy definition Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [Rajemisa 1985]
Synonyms lahi-mizana

2011/01/12