Entry | 1 fitsara |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety Azo tsaraina [1.1] |
Examples |
5 Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao?
[2.996#]
|
All compound words | 6 fitsara-mizana |
Anagrams | 7 faratsy, 8 fa-tsira, 9 fitsara, 10 safitra |
Updated on 2025/10/09 |
![]() |