| Entry | 1 fitsara-mizana | 
| Elementary words | 2 fitsara, 3 mizana | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [1.1] | 
| Synonyms | 6 lahi-mizana | 
| Updated on 2025/09/12 |   |