|
|
|
|

Entry1  fitombo
Root  2 tombo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona mitombo, mihalehibe [1.1]
Explanations in French  5 accroissement, croissance:
6 Fitombon'ny taolana an-kalavana: croissance de l'os en longueur /
7 Fitombon'ny taolana an-tsavaivo: croissance de l'os en épaisseur, en diamètre
[1.13]
Synonyms  8 fitomboana

Updated on 2025/11/13