|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiantsonana
Root  2 antsona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [fiantsoñana] 4 fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka] [1.78]
5 Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1]
Explanations in English  6 a landing-place, a port, a harbour. [1.2]
7 a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7]
Explanations in French  8 Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8]
9 le quai [1.3#57]
Vocabulary  10  Navigation
Synonyms  11 fitodiana, seranana
All compound words  12  3 combinations of this word

Entry (2/2)13  Fiantsonana
Elementary words  14 fiantsonana
Part of speech  15  name (toponym) [Full list]
Examples  16  Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#]
Vocabulary  17  Geography: towns

Anagrams  fiantsonana, Fiantsonana, 18 ifantsonana

Updated on 2025/11/21