Entry fisondrotana (sondrotra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiakarana ambony, fisavoanana: Jereo ny fisondrotr'iry aroplanina.
¶ Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama.
¶ Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny.
¶ Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. [Rajemisa 1985]
English translation   a promotion, a rise in dignity [Hallanger 1973]
French translation   promotion; augmentation [Hallanger 1974]
Synonyms   fisondrotra

Updated on 2009/10/26