|
|
|
|

Entry1  firapotsy
Elementary words  2 firaka, 3 fotsy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-piraka faninginana [1.1]
6 Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13]
7 Karazam-piraka faninginana. [1.1]
Explanations in English  [fira-potsy] 8 A white kind of lead. [1.2]
[fira-potsy] 9 tin [1.7]
Explanations in French  [fira-potsy] 10 étain [1.8]
11 étain [1.13]
International  12 Sn [3.1]
Examples  13  Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#]
Vocabulary  14  Chemistry
Other spellings  15 fira-potsy
Tables and plates  16  Periodic Table

Updated on 2025/11/02