Entry | firaisam-pokontany (iray, foko, tany) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [Rajemisa 1985] | |
French translation | littéralement "union des collectivités [...] [full text in Rajaonarimanana 1995] | |
Vocabulary | Politique | |
Synonyms | firaisana | |
Examples | Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, Firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [SeFaFi ] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |