|
|
|
|

Entry (1/2)1  firaisana
Root  2 iray
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4 union; agreement [1.7]
Explanations in French  5 union; accord [1.8]
6 rapport sexuel, accouplement [1.13]
Examples  7  Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356#]
8  Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332#]
Analogs  9  filomiana
All compound words  10  2 combinations of this word
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Entry (2/2)12  firaisana
Root  13 iray
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Vocabulary  16  Politique
Synonyms  17 firaisam-pokontany

Anagrams  18 Farisiana, 19 firaisana, 20 fisariana

Updated on 2025/11/09