| Entry | 1 firaisam-pokontany |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany
[1.1] |
| Explanations in French |
4 littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement
5 (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana) [1.5] |
| Examples |
6 Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27]
|
| Vocabulary | 7 Politique |
| Synonyms | 8 firaisana |
| Updated on 2025/11/13 |
|