Entry (1/2) | 1 fioka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 sioka [Bara]
[1.78] 4 Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1] |
Explanations in English |
5 whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing. whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2] |
Examples |
6 Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any.
[2.472]
|
Derivatives |
|
Vocabulary | 21 Sound |
Entry (2/2) | 22 fioka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 kapoka [Bara, Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 25 fakoy, 26 fikoa, 27 fioka, 28 kofia, 29 ofika |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |