Entry | 1 filantolanto |
Root | 2 lantolanto |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 [2.5] Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany. 5 [2.529] Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana; |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |