Entry filankevitry ny ministra (ila, hevitra, ministra)
Part of speech expression
Malagasy definition fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony [Akademia 2005]

Updated on 2020/07/31