| Entry | 1 filankevitra ambonin' ny mpitsara |
| Elementary words | 2 filana, 3 hevitra, 4 ambony, 5 mpitsara |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [1.62#404] |
| Vocabulary | 8 Law |
| Updated on 2025/10/11 |
|