| Entry | 1 fihitso-basy |
| Elementary words | 2 fihitsoka, 3 basy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1] |
| Explanations in English |
6 (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy. [1.2] |
| Explanations in French |
7 Baguette du fusil [1.3#169] |
| Vocabulary | 8 Military |
| Synonyms | 9 firitso-basy |
| Updated on 2025/09/12 |
|