| Entry | 1 fihina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. [1.1] |
| Explanations in English |
4 a grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina [1.2] 5 a grasp, a grab, a clutching [1.7] |
| Explanations in French |
6 action de tenir, de retenir [1.3#168, 1.8] 7 action de serrer, d'embrasser [1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 24 10 combinations of this word |
| Anagrams | 25 fahiny, 26 fanihy, 27 fihany, 28 fihina, 29 hanify |
| Updated on 2025/10/11 |
|