| Entry | 1 fihinina |
| Root | 2 fihina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy.
5 Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be grasped, to be pressed, to be squeezed..
[1.2] 7 to be grasped, to be held tight. [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on tient, qu'on retient.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Analogs | 13 giazana |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|