| Entry | 1 fiaram-bahoaka |
| Elementary words | 2 fiara, 3 vahoaka |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1] |
| Explanations in French |
6 autobus [1.5] |
| Vocabulary | 7 Transportation |
| Synonyms | 8 fiarabe |
| Updated on 2025/09/12 |
|