|
|
|
|

Entry1  fiaram-bahoaka
Elementary words  2 fiara, 3 vahoaka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Explanations in French  6 autobus [1.5]
Vocabulary  7  Transportation
Synonyms  8 fiarabe

Updated on 2025/09/12