|
|
|
|

Entry1 fiantrana
Root  2antra
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1]
Explanations in English  5 compassion [1.2, 1.7]
6 charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2]
7 help given to the poor [1.7]
Explanations in French  8 l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3#55]
9 secours, aumône [1.8]
Examples  10 Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
11 ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
12 Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Vocabulary  13 Emotions
Article  14Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 fantarina, 16 fatrañany, 17 fiantrana

Updated on 2025/09/12