Entry fialonana (alona)
Part of speech   noun
Malagasy definition   alahelo noho ny soa azon' ny sasany: [...]
Mitovy hevitra: kikisan' ny fialonana ~ malahelo vady voky ~ mialona ~ mitsiriritra ~ ory hava-manana [full text in Rajemisa 1985]
English translation   jealousy [Hallanger 1973]
French translation   la jalousie [Hallanger 1974]
Examples   ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [Baiboly: 28:014:003/Eklesiastika 14:3..]
Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [Andraina: Mitaraina, page 127]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2013/11/21