Entry alona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny [1.1]
Explanations in English A wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [1.2]
 A wave, a billow [1.7]
Explanations in French Vague, flot [1.3, 1.8]
 Ondulation, houle [1.3]
Examples Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [2.298]
Derivatives 
 

Entry alona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany [1.1]
Explanations in English Envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. [1.2]
Explanations in French Jalousie, envie, opposition au bien du prochain [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
 

Entry alòna (lona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara
Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo [1.1]
Explanations in English To be steeped, to be soaked [1.7]
Explanations in French Qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [1.8]
Morphology 
Present : alona, alonako, alonanao, alonany, alonantsika, alonanay, alonanareo, alon', alonan-, alonam-
Past : nalona, nalonako, nalonanao, nalonany, nalonantsika, nalonanay, nalonanareo, nalonan', nalonan-, nalonam-
Future : halona, halonako, halonanao, halonany, halonantsika, halonanay, halonanareo, halonan', halonan-, halonam-
Imperative : alony

Anagrams 

Updated on 2023/01/20