|
|
|
|

Entry1  fiakanjo
Root  2 akanjo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina miakanjo. [1.1]
Explanations in French  5 La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis. [1.3#14]
Examples  6  Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy. [2.470#]
7  Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra. [2.508#]

Anagrams  8 fanakojy, 9 fiakanjo

Updated on 2025/09/12