Entry ferinaina (fery, aina)
Part of speech expression
Malagasy definition Fijaliana mafy [Rajemisa 1985]
 [ ferin' aina ] fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [Rajemisa 1985]
English definition [ ferin-aina ] Sighing, groaning, grief. [Richardson 1885]
French definition [ ferin' aina ] souffrance, affliction [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Derivations 
Other spellings 

2012/11/16