| Entry (1/4) | 1 ferana |
| Root | 2 fetra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary
5 Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be limited
[1.2, 1.7] 7 to be restrained, to be fixed, as a time. [1.2] |
| Explanations in French |
8 qu'on limite
[1.8] |
| Examples |
9 ny fisamboram-bola izay ferana araka ny lalàna ny fepetra momba izany.
[1.320]
10 Ny tapany faharoa dia milaza fa ferana ny fotoana hahazoan' ny vahiny mijanona eto Madagasikara. [2.508] |
| Morphology |
|
| All compound words | 15 ferana andro |
| Entry (2/4) | 16 feraña |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 zanatsipika, zanatsirika
[Taimoro]
[1.78] |
| Entry (3/4) | 19 ferana |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in French |
21 Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures
[1.196] |
| Entry (4/4) | 22 ferana |
| Part of speech | 23 noun |
| Explanations in English |
24 a plant used as a blow-tube for shooting birds. Same as tsontsoraka and tsirika.
[Betsileo]
[1.2] |
| Explanations in French |
[1.196] |
| Vocabulary | 25 Botany: palm |
| Anagrams | 26 fañare, 27 fanera, 28 feraña, ferana, 29 Refana |
| Updated on 2025/11/13 |
|