| Entry (1/2) | 1 fatotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa
[1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Explanations in French |
4 état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui)
[1.3] |
| Examples |
5 io moa dia fatotra fotsiny no hidiny.
[2.472#105]
6 ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo. [2.313#131] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 26 8 combinations of that word |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 28 fatotra |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in Malagasy |
30 Aika voamboatra ary vita amboarany
[1.1] |
| Explanations in English |
31 indigo that has been pounded and tied up.
[1.2] |
| Explanations in French |
32 indigo préparé en pain ou en gâteau
[1.3#152] 33 Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir aika. [Merina] [1.196] |
| Vocabulary | 34 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | fatotra, 36 fotatra |
| Updated on 2025/12/08 |
|