| Entry | 1 voafatotra |
| Root | 2 fatotra |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in English |
4 bound, confined, fettered, enchained.
[1.2] |
| Explanations in French |
5 qu'on a lié, enchaîné, garrotté
[1.3#158] |
| Examples |
6 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 8 finatotra |
| All compound words | 9 elektirôna voafatotra |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|