Entry mpifatotra (fatotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Mpigadra, olona voatana ao amponja [Rajemisa 1985]
French translation celui ou ce qui est attaché [Abinal 1888]
Examples 
1Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa! [Ravoajanahary: Sarotra]
2Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [Rasamuel: Manjakadoria]
3nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [Rabary: Daty]

Updated on 2020/07/31