|
|
|
|

Entry1  fasihina
Root  2 fasika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
5 Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1]
Explanations in English  6 sandy. [1.2]
Explanations in French  7 sablonneux [1.13]
Vocabulary  8  Geology
Other spellings  9 fasehina

Anagrams  10 fasihina, 11 fihasina, 12 fisahina

Updated on 2025/09/12