Entry fasehina (fasika)
Part of speech adjective
Malagasy definition Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
¶ Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [Rajemisa 1985]
English definition sandy. [Richardson 1885]
French definition sablonneux [SLP 1986]
Vocabulary 
Other spellings 

2010/05/18