|
|
|
|

Entry1  fasan' ny ntaolo
Elementary words  2 fasana, 3 ntaolo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana. [1.1]
Synonyms  6 fasan-drazana

Updated on 2025/09/12