|
|
|
|

Entry1  fasan-drazana
Elementary words  2 fasana, 3 razana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana. [1.1]
Synonyms  6 fasan' ny ntaolo
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02