| Entry | 1 faritana |
| Root | 2 faritra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay
5 Ferana: Nofaritan' ny antenimieram-pirenena ny fahefan' lehiben' ny fivondronana [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be marked out.
[1.2] 7 to be limited; to be circumscribed [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on limite, qu'on circonscrit
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 atrifana, 15 fanaitra, faritana, 16 fatraina, 17 fatrania, 18 fianatra, 19 fiatrana, 20 fitarana, 21 tafarina, 22 tarafina |
| Updated on 2025/11/02 |
|