|
|
|
|

Entry1  fariparitra
Root  2 faritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 [duplicatif fréquentatif]. [1.3#156]
Examples  5  Ny fanompoana maivana araka izay fariparitra nifanarahana. [2.643#]
6  Ankehitriny ohatra dia ao ny maminany ny lahatra momba anao araka ny fariparitra amin'ny felan-tananao, na araka ny toetoe-batanao samihafa, na amin' ny fijerem-pitaratra na amin' ny famadibadihan-karatra. [2.296#]
Derivatives 
Active verbs :
Names :

Anagrams  9 fariparitra, 10 firapiratra

Updated on 2025/09/19