Entry | 1 famariparitana |
Root | 2 fariparitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 échelle (en cartographie) [2.118] |
Examples |
5 Kanefa tsy nitsahatra teo amin' ny famariparitana ny mety sy ny tsy mety fotsiny ny fahendren' ny olombelona, fa mbola nitatra tamin' ny fahaiza-mampiasa ireo zava-misy manodidina azy koa.
[2.285#]
6 Satria ny fanajariana ny tany dia tsy hoe hanova fotsiny ny famariparitana ny toerana, fa hitondra koa endrika fampandrosoana mampifandrindra ny fahasamihafana sy ny firaisan' ny Malagasy. [4.27#] |
Anagrams | 7 famariparitana, 8 famirapiratana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |