Entry | 1 fari-body |
Elementary words | 2 faritra, 3 vody |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga [1.1] |
Explanations in English |
6 [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc. [1.2] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |