Entry (1/3) | 1 farany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in English |
3 [1.2] finally |
Explanations in French |
4 [1.3] enfin, en un mot |
Examples |
5 [2.356] Farany dia tonga ry zareo. |
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/3) | 9 farany |
Part of speech | 10 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Aoriana indrindra amin' ny laharana, amin' ny fanadinana na fifaninanana: Ny Desambra no volana farany amin' ny taona ~ I Naivo no farany tamin' ny fanadinana tao |
Explanations in English |
12 [1.2] The end, the last, the conclusion, the extremity, the close. 13 [1.7] the end, a limit |
Explanations in French |
14 [1.3] la fin d'une chose, le bout, la termisaison dernier |
Examples |
15 [2.48] ho tsara farany hianareo! 16 [2.499] Tsinjony fa efa akaiky ny farany. 17 [2.48] Betatao, farany Merina amoron' ala; |
Analogs | 18 farana |
Compound words |
|
Titles |
Entry (3/3) | 24 Farany |
Part of speech | 25 name (poem title) [Full list] |
Vocabulary |
26 Literature: poems |
Elementary words | 27 farany |
Author |
28 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Full text |
|
Anagrams | 43 afiran, fanari, fanary, fanira, Farany, farany, farina, finara, firana, firaña, ifaran, nafari, nafira, narafi, narifa, nifara, rafina |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |