| Entry | 1 faraingososona |
| Elementary words | 2faraingo, 3sosona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana»..
[1.1] |
| Vocabulary | 6 Linguistics |
| Updated on 2025/09/12 |
|