| Entry | 1 faraingo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mailodoha, farango [1.1] |
| Explanations in English |
4 a bend, a curve, anything curved as a hook. See baraingo [1.2#169] 5 a hook [1.7] |
| Explanations in French |
6 crochet [1.8] |
| Examples |
7 Lesoka ambanin' ny rano ny sifotra, totohondry vita, sakafo tapany, mitondra faraingo mody, ody resin-jaza kamboty sy ny mananon-tena;
[2.69#]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 20 faraingososona |
| Anagrams | 21 angarofy, 22 faraingo, 23 farangoy |
| Updated on 2025/10/08 |
|