| Entry | 1 fanontaniana |
| Root | 2 ontany |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino.
5 Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy. 6 Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga. [1.1] |
| Explanations in English |
7 a question.
[1.2, 1.7] 8 interrogation. [1.2] |
| Explanations in French |
9 l'interrogation, l'examen.
[1.3] 10 information. [1.4] 11 question. [1.8] |
| Examples |
12 Iza re no hamaly ny fanontaniana?
[2.356#]
13 Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [2.470] 14 Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [4.27] |
| Morphology |
|
| All compound words | 17 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/11 |
|