Entry fanonganana (ongana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy [Rajemisa 1985]
French definition l'action de renverser, le motif [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io. [Razoharinoro: Soratra, page 63]
2Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Articles 

2019/01/07