|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanofanana
Root  2 ofana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 famolavolana [1.13]
5 Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy
6 Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [1.1]
Explanations in French  7 formation [1.13]
Examples  8  Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320]
9  Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? [4.27#2013/09/25]
10  Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako. [2.356#186]

Entry (2/2)11  fanofanana
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13 talisman contre la foudre, comme fandemy. [Tankarana] [1.19]

Updated on 2025/11/13